plt_tn/mrk/06/39.md

521 B

ahi-maitso

Farito ny loko izay fampiasan'ny faritrao hilazana ny hoe ahitra mbola tanora.

tokony zato sy dimampolo

Maneho ny isan'ny olona isaky ny vondrona. DH: "eo ho eo amin'ny olona dimampolo ao anaty vondrona ary olona zato ao amin'ireo vondrona hafa"

niandrandra ny lanitra

niandrandra ny lanitra izay fitoeran'Andriamanitra

nitahy Izy

"niteny fitahiana Izy" na "nisaotra Izy"

Nozarainy ho an'izy rehetra ny hazandrano roa

"nozarainy ny hazan-drano roa mba samy hanana kely avy ny olon-drehetra"