plt_tn/mat/05/19.md

648 B

iza na iza mandika

"na iza na iza tsy mankatoa" na "na iza na iza minia tsy mahalala"

ny kely indrindra amin'ireo didy ireo

"na inona na inona amin'ireo didy ireo, na dia izay tsy manan-danja indrindra aza''

mankatoa sy mampianatra ireo

"mankatoa ireo didy rehetra ireo ary mampianatra ny hafa toy izany"

lehibe

"manan-danja indrindra"

Fa lazaiko aminareo

Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io.

-nareo ... -nareo ... ianareo

Maneho fahamaroana ireo.

fa raha tsy mihoatra noho ... ny fahamarinanareo ... tsy hiditra ... mihitsy ianareo

Azo atao hoe DH: "tsy maintsy mihoatra ... ny fahamarinanareo... mba hidirana"