plt_tn/mat/05/19.md

28 lines
648 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# iza na iza mandika
"na iza na iza tsy mankatoa" na "na iza na iza minia tsy mahalala"
# ny kely indrindra amin'ireo didy ireo
"na inona na inona amin'ireo didy ireo, na dia izay tsy manan-danja indrindra aza''
# mankatoa sy mampianatra ireo
"mankatoa ireo didy rehetra ireo ary mampianatra ny hafa toy izany"
# lehibe
"manan-danja indrindra"
# Fa lazaiko aminareo
Manindry izay ho lazain'i Jesosy manaraka io.
# -nareo ... -nareo ... ianareo
Maneho fahamaroana ireo.
# fa raha tsy mihoatra noho ... ny fahamarinanareo ... tsy hiditra ... mihitsy ianareo
Azo atao hoe DH: "tsy maintsy mihoatra ... ny fahamarinanareo... mba hidirana"