plt_tn/mat/04/18.md

705 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Io no manomboka ny tantara vaovao ao amin'ny fizaran-tantara momba ny asa faonompoan'i Jesosy. Eto Izy dia manomboka manangona lehilahy ho mpianany.

nanipy harato tao an-dranomasina

Ny hevitra fenon'ity teny ity dia azo atao mazava tsara. DH: "nanipy harato tao anaty rano mba hisaka trondro"

Avia, manaraha Ahy

Manasa an'i Simona sy Andrea hanaraka, hiara-hiaina aminy, ary ho mpianany i Jesosy. DH: "tongava ho mpianatro"

hataoko mpanarato olona ianareo

Io sarin-teny io dia midika fa i Simona sy Andrea dia hampianatra ny olona ny hafatra marin'Andriamanitra. DH: "Hampianatra anareo hanangona olona ho aty amiko tahaka ny hanangonanareo trondro Aho"