plt_tn/mat/04/10.md

564 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ito no fiafaran'ny fizaran'ny tantara momba ny nakan'i Satana fanahy an'i Jesosy.

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha 10, Jesosy dia miteny mafy an'i Satana amin'ny alalan'ny teny iray hafa avy ao amin'ny Deoteronomia.

Fa efa voasoratra hoe

Azo atao hoe DH: "Fa voasoratr'i Mosesy ao amin'ny Soratra Masina koa"

Ianao dia

Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'iza na iza.

indreo

Ny teny hoe "indreo" eto dia manaitra antsika mba ho liana tsara ny amin'ny zavatra mana-danja manaraka izany.