# Fampifandraisana ny foto-kevitra Ito no fiafaran'ny fizaran'ny tantara momba ny nakan'i Satana fanahy an'i Jesosy. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ao amin'ny andininy faha 10, Jesosy dia miteny mafy an'i Satana amin'ny alalan'ny teny iray hafa avy ao amin'ny Deoteronomia. # Fa efa voasoratra hoe Azo atao hoe DH: "Fa voasoratr'i Mosesy ao amin'ny Soratra Masina koa" # Ianao dia Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'iza na iza. # indreo Ny teny hoe "indreo" eto dia manaitra antsika mba ho liana tsara ny amin'ny zavatra mana-danja manaraka izany.