plt_tn/mat/04/07.md

24 lines
823 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 7, miteny mafy an'i Satana amin'ny alalan'ny teny hafa avy ao amin'ny Deoteronomia i Jesosy.
# Dia mbola voasoratra indray hoe
Fantatra fa manambara ny tenin'ny Soratra Masina indray i Jesosy. Azo adika hoe DH: "Dia mbola, hanambara aminao izay nosoratan'i Mosesy ao amin'ny Soratra Masina indray Aho"
# Tsy tokony hitsapa ... ianao
Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'iza na iza. DH: "Tsy misy tokony hitsapa" na "Tsy misy olona tokony hitsapa"
# Noentin'ny devoly ... indray
"Avy eo, ny devoly dia"
# Hoy izy taminy hoe
"Ny devoly niteny tamin'i Jesosy hoe"
# Ireo rehetra ireo dia homeko anao
"Homeko anao ireo zavatra rehetra ireo." Manindry mafy eto ny mpaka fanahy fa homeny "ireo zavatra rehetra ireo," fa tsy ny sasantsasany amin'ireo ihany.