plt_tn/mat/04/07.md

823 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ao amin'ny andininy faha 7, miteny mafy an'i Satana amin'ny alalan'ny teny hafa avy ao amin'ny Deoteronomia i Jesosy.

Dia mbola voasoratra indray hoe

Fantatra fa manambara ny tenin'ny Soratra Masina indray i Jesosy. Azo adika hoe DH: "Dia mbola, hanambara aminao izay nosoratan'i Mosesy ao amin'ny Soratra Masina indray Aho"

Tsy tokony hitsapa ... ianao

Eto ny hoe "ianao" dia manondro an'iza na iza. DH: "Tsy misy tokony hitsapa" na "Tsy misy olona tokony hitsapa"

Noentin'ny devoly ... indray

"Avy eo, ny devoly dia"

Hoy izy taminy hoe

"Ny devoly niteny tamin'i Jesosy hoe"

Ireo rehetra ireo dia homeko anao

"Homeko anao ireo zavatra rehetra ireo." Manindry mafy eto ny mpaka fanahy fa homeny "ireo zavatra rehetra ireo," fa tsy ny sasantsasany amin'ireo ihany.