plt_tn/mat/03/13.md

557 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Eto dia mivadika mankany amin'ny fotoana nanaovan'i Jaona Mpanao Batisa batisa an'i Jesosy ny tantara.

ho ataon'i Jaona batisa

Azo atao hoe DH: "mba hahafahan'i Jaona manao batisa Azy"

Izaho no mila ataonao batisa, nefa ianao indray va no manatona ahy?

Mampiasa fanontaniana i Jaona mba hampisehoany ny fahagagany manoloana ny fangatahan'i Jesosy. DH: "Lehibe noho izaho Ianao. Tsy tokony hanao batisa anao aho. Ianao no tokony hanao batisa ahy.

amintsika

Eto ny hoe "-tsika" dia maneho an'i Jesosy sy Jaona.