# Fampifandraisana ny foto-kevitra Eto dia mivadika mankany amin'ny fotoana nanaovan'i Jaona Mpanao Batisa batisa an'i Jesosy ny tantara. # ho ataon'i Jaona batisa Azo atao hoe DH: "mba hahafahan'i Jaona manao batisa Azy" # Izaho no mila ataonao batisa, nefa ianao indray va no manatona ahy? Mampiasa fanontaniana i Jaona mba hampisehoany ny fahagagany manoloana ny fangatahan'i Jesosy. DH: "Lehibe noho izaho Ianao. Tsy tokony hanao batisa anao aho. Ianao no tokony hanao batisa ahy. # amintsika Eto ny hoe "-tsika" dia maneho an'i Jesosy sy Jaona.