plt_tn/mat/02/13.md

40 lines
1.4 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ao amin'ny andininy faha 15, milaza ny tenin'i Hosea mpaminany ny mpanoratra mba hampisehoana fa hitoetra kely any Egypta i Kristy.
# lasa izy ireo
"lasa ireo lehilahy manam-pahalalana"
# niseho tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy
"nankeo amin'i Josefa raha iny nanofy iny izy"
# Miarena, ento ... mandosira ... Mitoera ... aminao
MIresaka amin'i Josefa Andriamanitra, koa tokony hanondro olona iray ireo.
# mandra-pilazako aminao
Ny hevitra fenon'ity filazana ity dia azo atao mazava tsara hoe: "mandra-pilazako aminao fa azo antoka ny fiverenana"
# ...ilazako aminao
Eto ny mpisolo tena tampisaka "-ko" dia maneho an'Andriamanitra. Miteny ho an'Andriamanitra ilay Anjely.
# Nitoetra...izy
Midika izany fa i Josefa, Maria, ary Jesosy dia nitoetra tao Egypta. DH: "Nitoetra izy ireo"
# mandra-pahafatin'i Heroda
Tsy maty i Heroda raha tsy ao amin'ny 2:19. Io filazana io dia mamaritra ny halavan'ny fotoana nitoeran'izy ireo tany Egypta, ary tsy milaza izany fa maty tamin'io fotoana io i Heroda.
# Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako.
"Niantso ny zanako hila avy tany Egypta aho"
# ny zanako
Ao amin'ny Hosea dia maneho ny vahoakan'Israely io. Nanambara izany i Matio mba hilazana fa ilay tena zanak'Andriamanitra, Jesosy io. Mampiasà teny iray mahalaza ny hoe "Zanaka lahy" izay afaka maneho ny zanaka lahy tokana na ny lahimatoa.