plt_tn/mat/02/07.md

24 lines
885 B
Markdown

# Niantso mangingina ireo lehilahy manam-pahalalana i Heroda
Midika io fa niresaka tamin'ireo lehilahy manam-pahalalana ary tsy nisy olona nahalala i Heroda.
# mba hanontany azy ireo mazava tsara ny fotoana nipoiran'ilay kintana
Io dia azo adika mivantana hoe: "ary izy nanontany tamin'izy ireo hoe: 'Oviana marina no nipoitra izany kintana izany?'"
# ny fotoana nipoiran'ilay kintana
Midika izany fa nambaran'ireo lehilahy manam-pahalalana taminy hoe oviana no nipoiran'ilay kintana. DH: "tamin'ny fotoana inona no nipoiran'ilay kintana. Dia nolazain'ireo lehilahy manam-pahalalana hoe oviana no nipoiran'ilay kintana voalohany"
# ilay zaza
Manambara an'i Jesosy io
# ampilazao aho
Eto ny hoe "ampilazao" dia misy hevitra ambadika hoe "hafatra" na "vaovao". DH: "Ampahafantaro ahy" na "Lazao amiko" na "Tatero amiko"
# hidera Azy
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:1