plt_tn/mat/02/07.md

885 B

Niantso mangingina ireo lehilahy manam-pahalalana i Heroda

Midika io fa niresaka tamin'ireo lehilahy manam-pahalalana ary tsy nisy olona nahalala i Heroda.

mba hanontany azy ireo mazava tsara ny fotoana nipoiran'ilay kintana

Io dia azo adika mivantana hoe: "ary izy nanontany tamin'izy ireo hoe: 'Oviana marina no nipoitra izany kintana izany?'"

ny fotoana nipoiran'ilay kintana

Midika izany fa nambaran'ireo lehilahy manam-pahalalana taminy hoe oviana no nipoiran'ilay kintana. DH: "tamin'ny fotoana inona no nipoiran'ilay kintana. Dia nolazain'ireo lehilahy manam-pahalalana hoe oviana no nipoiran'ilay kintana voalohany"

ilay zaza

Manambara an'i Jesosy io

ampilazao aho

Eto ny hoe "ampilazao" dia misy hevitra ambadika hoe "hafatra" na "vaovao". DH: "Ampahafantaro ahy" na "Lazao amiko" na "Tatero amiko"

hidera Azy

Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:1