plt_tn/mal/03/16.md

753 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Ny tantara dia mamaritra eto ny fahazoany toerana taorian'ny andriamanitr'i Israely nibebaka tamin'ny fahotan'izy ireo.

ny boky fahatsiarovana momban'ireo izay natahotra an'i Yaveh

Ity dia azo hadika hoe 1) Nanoratra boky ireo Israelita mba hahatsiarovan'izy ireo fa nampanantena sy nanao an-disitra ny anaran'ny olona izay natahotra an'i Yaveh izy ireo na 2) Yaveh no nahatonga ny olona iray hanoratra boky amin'ny anaran'ny olona izay matahotra Azy.

boky fahatsiarovana

Ity dia teny maneho ireo boky rehetra izay manampy ny olona mahatsiaro ny zavatra manan-danja, na tantara na ny olona izay niaina tamin'ny lasa.

nanome voninahitra ny anarany.

Eto ny "anarany" dia midika ny tenan'Andriamanitra.