# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny tantara dia mamaritra eto ny fahazoany toerana taorian'ny andriamanitr'i Israely nibebaka tamin'ny fahotan'izy ireo. # ny boky fahatsiarovana momban'ireo izay natahotra an'i Yaveh Ity dia azo hadika hoe 1) Nanoratra boky ireo Israelita mba hahatsiarovan'izy ireo fa nampanantena sy nanao an-disitra ny anaran'ny olona izay natahotra an'i Yaveh izy ireo na 2) Yaveh no nahatonga ny olona iray hanoratra boky amin'ny anaran'ny olona izay matahotra Azy. # boky fahatsiarovana Ity dia teny maneho ireo boky rehetra izay manampy ny olona mahatsiaro ny zavatra manan-danja, na tantara na ny olona izay niaina tamin'ny lasa. # nanome voninahitra ny anarany. Eto ny "anarany" dia midika ny tenan'Andriamanitra.