plt_tn/mal/03/10.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: .
Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# ny ampahafolon-karena feno
"ny amapahafolon-karena rehetra"
# ny tranoko
Eto ny "tranoko" dia midika tempoly. D.H: "ny tempoliko"
# ary tsapao amin'izao Aho ... raha tsy manokatra ny varavaran'ny lanitra aminareo Aho
Eto ny baiko "tsapao Aho" dia midika zavatra izay afaka ataon'ny olona sy tokony ataony: "raha mitsapa ahy ianareo." Azo zaraina roa ihany koa ity andian-teny ity. D.H: "ary raha mitsapa Ahy ianareo ... Dia ho sokafako ny varavaran'ny lanitra" na "Ary tokony hitsapa Ahy ianareo ... Raha anao izany Aho, dia ho sokafako ny varavaran'ny lanitra"
# Ny firenena rehetra dia hiantso anareo hoe sambatra,
Eto ny antso fahasambarana dia midika fahasoavana. D.H: "Ny firenena rehetra dia halala fa efa sambatra ianareo"
# Ny firenena rehetra
Ity teny ity dia midika ireo olona rehetra ao amin'ny firenena. D.H: "Ny olona ao amin'ny firenena rehetra"
# tany mahafinaritra
Eto ny "mahafinaritra" dia midika fifanarahana ao amin'ny mponin'ny tany izay tia ny tanin'izy ireo.