plt_tn/mal/03/10.md

1.1 KiB

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny: .

Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

ny ampahafolon-karena feno

"ny amapahafolon-karena rehetra"

ny tranoko

Eto ny "tranoko" dia midika tempoly. D.H: "ny tempoliko"

ary tsapao amin'izao Aho ... raha tsy manokatra ny varavaran'ny lanitra aminareo Aho

Eto ny baiko "tsapao Aho" dia midika zavatra izay afaka ataon'ny olona sy tokony ataony: "raha mitsapa ahy ianareo." Azo zaraina roa ihany koa ity andian-teny ity. D.H: "ary raha mitsapa Ahy ianareo ... Dia ho sokafako ny varavaran'ny lanitra" na "Ary tokony hitsapa Ahy ianareo ... Raha anao izany Aho, dia ho sokafako ny varavaran'ny lanitra"

Ny firenena rehetra dia hiantso anareo hoe sambatra,

Eto ny antso fahasambarana dia midika fahasoavana. D.H: "Ny firenena rehetra dia halala fa efa sambatra ianareo"

Ny firenena rehetra

Ity teny ity dia midika ireo olona rehetra ao amin'ny firenena. D.H: "Ny olona ao amin'ny firenena rehetra"

tany mahafinaritra

Eto ny "mahafinaritra" dia midika fifanarahana ao amin'ny mponin'ny tany izay tia ny tanin'izy ireo.