plt_tn/mal/03/06.md

20 lines
977 B
Markdown

# Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
# dia tsy ho tratra farany
"tsy ho ringana"
# Hatramin'ny andron'ireo razambenareo dia nandà ny didiko ianareo ary tsy nitandrina izany
Ny tsy fanarahana ny didin'Andriamanitra dia voalaza fa izany dia fandavana avy amin'ireo. D.H: "Efa tsy nanaraka ny didiko ianareo hatramin'ny andron'ny razambenareo"
# Miverena amiko, dia hiverina aminareo Aho
Eto ny fitiavan'ny tsirairay sy ny finoan'ny tsirairay dia voalaza toy ny fiverenan'ny tsirairay. D.H: "Tiavo Aho ary ankasitraho, dia hanampy anareo foana Aho"
# Amin'ny fomba ahoana no hiverenanay?
Ny olona dia mametraka ity fanontaniana ity eto mba hanambara fa izy ireo dia mbola tsy nitsahatra nankatò an'Andriamanitra. Afaka atao ho fanambarana iray izany. D.H: "Mbola tsy nivadika taminao izahay, ka tsy afaka hiala aminao." na "Mbola tsy nivadika taminao izahay, ka tsy misy dikany ny miresaka aminay raha miala Aminao."