plt_tn/mal/03/06.md

977 B

Famapahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny resany amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

dia tsy ho tratra farany

"tsy ho ringana"

Hatramin'ny andron'ireo razambenareo dia nandà ny didiko ianareo ary tsy nitandrina izany

Ny tsy fanarahana ny didin'Andriamanitra dia voalaza fa izany dia fandavana avy amin'ireo. D.H: "Efa tsy nanaraka ny didiko ianareo hatramin'ny andron'ny razambenareo"

Miverena amiko, dia hiverina aminareo Aho

Eto ny fitiavan'ny tsirairay sy ny finoan'ny tsirairay dia voalaza toy ny fiverenan'ny tsirairay. D.H: "Tiavo Aho ary ankasitraho, dia hanampy anareo foana Aho"

Amin'ny fomba ahoana no hiverenanay?

Ny olona dia mametraka ity fanontaniana ity eto mba hanambara fa izy ireo dia mbola tsy nitsahatra nankatò an'Andriamanitra. Afaka atao ho fanambarana iray izany. D.H: "Mbola tsy nivadika taminao izahay, ka tsy afaka hiala aminao." na "Mbola tsy nivadika taminao izahay, ka tsy misy dikany ny miresaka aminay raha miala Aminao."