plt_tn/mal/03/04.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ny resaka ao amin'ny andininy faha 4 i Malakia, saingy Yaveh manomboka miresaka ao amin'ny andininy faha 5.
# Ary ny fanatitr'i Joda sy Jerosalema
Eto "Joda" sy "Jerosalema" dia midika ireo olona ao amin'izany toerana izany. D.H: "ireo fanatitra nentin'ireo olon'ny Joda sy Jerosalema"
# tahaka ny andro fahiny, sy tahaka ny taona taloha
Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manasongadina izay fanatitra ankasitrahan'i Yaveh. D.H: "tahaka ny elanelan'ny taloha"
# Dia ho avy Aho hitsara anareo
Eto ny "fitsarana" dia maneho asa fitsarana. D.H: "Dia ho avy aminareo aho mba hitsara anareo."
# hanohitra izay mampahory ny mpiasa amin'ny karamany
"satria ny mpiasa dia hory amin'ny tsy fanonerana azy amin'ny asany"
# hanohitra izay nandà ny vahiny
fanoherana ny vahiny avy amin'ny nahazoany ny rariny. Ny fanalana olona amin'ny rariny dia voalaza toy ny fialana azy ireo ara-batana avy amin'ny tena. Angamba ny hevitra mamadika ny olona izay ho amin'ny ratsy hametraka ny tsara. D.H: "Mandrara vahiny mitoetra any Jerosalema tsara izay tokony hananan'izy ireo"