plt_tn/mal/03/04.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy ny resaka ao amin'ny andininy faha 4 i Malakia, saingy Yaveh manomboka miresaka ao amin'ny andininy faha 5.

Ary ny fanatitr'i Joda sy Jerosalema

Eto "Joda" sy "Jerosalema" dia midika ireo olona ao amin'izany toerana izany. D.H: "ireo fanatitra nentin'ireo olon'ny Joda sy Jerosalema"

tahaka ny andro fahiny, sy tahaka ny taona taloha

Ireo andian-teny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manasongadina izay fanatitra ankasitrahan'i Yaveh. D.H: "tahaka ny elanelan'ny taloha"

Dia ho avy Aho hitsara anareo

Eto ny "fitsarana" dia maneho asa fitsarana. D.H: "Dia ho avy aminareo aho mba hitsara anareo."

hanohitra izay mampahory ny mpiasa amin'ny karamany

"satria ny mpiasa dia hory amin'ny tsy fanonerana azy amin'ny asany"

hanohitra izay nandà ny vahiny

fanoherana ny vahiny avy amin'ny nahazoany ny rariny. Ny fanalana olona amin'ny rariny dia voalaza toy ny fialana azy ireo ara-batana avy amin'ny tena. Angamba ny hevitra mamadika ny olona izay ho amin'ny ratsy hametraka ny tsara. D.H: "Mandrara vahiny mitoetra any Jerosalema tsara izay tokony hananan'izy ireo"