plt_tn/mal/02/08.md

1.3 KiB

ianareo dia niala tamin'ny lalana marina

Ny lala-marin'ny finoana dia voalaza toy ny lala-marina harahina, ary fandaozana ny fitondran-tena marina dia voalaza toy ny fialana amin'izany lalana izany.

Nahatonga ny maro ho tafintohina

Tsy fankatoavana an'Andrimanitra dia voalaza fa izany dia fahatafintoinana.

Nahatonga ny maro ho tafintohina amin'ny fanajana ny lalàna ianareo

Ny fomba fiteny "amin'ny fanajana ny lalàna" dia manome heviny ho amin'ny "fahatafintoinana." D.H: "Ianareo no nahatonga ny maro tsy hanaraka ny lalàna"

teo anoloan'ny vahoaka rehetra

Ity sarin-kevitra ity dia midika ny fiahiahian'ny olona amin'ny fitondran-tena ratsin'ny ireo mpisorona.

nitandrina ny lalako

Eto ny "lalako" dia maneho "faniriana" sy "fitondran-tena." Ireo dia voalaza toy ny zavaztra izay mety ho tandreman'ny olona. D.H: "manaraha ny faniriako amin'ny fomba rehetra tokony hiainanao"

nampiseho fanavakavahana tamin'ny fampianarana."

fahamoram-penitry ny fitondran-tena ho an'ny olona tianareo sy fahasarotam-penitry ny fitondran-tena ho an'ny olona tsy tianareo"

nampiseho fanavakavahana

Eto ny fankahasitrahana mahazatra ny olona maro noho ireo hafa dia voalaza toy ny zavatra azo aseho ny hafa. D.H: "ataovy fantan'ny olona fa manakasitraka olona maro ianareo noho ireo hafa"