plt_tn/mal/02/08.md

28 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# ianareo dia niala tamin'ny lalana marina
Ny lala-marin'ny finoana dia voalaza toy ny lala-marina harahina, ary fandaozana ny fitondran-tena marina dia voalaza toy ny fialana amin'izany lalana izany.
# Nahatonga ny maro ho tafintohina
Tsy fankatoavana an'Andrimanitra dia voalaza fa izany dia fahatafintoinana.
# Nahatonga ny maro ho tafintohina amin'ny fanajana ny lalàna ianareo
Ny fomba fiteny "amin'ny fanajana ny lalàna" dia manome heviny ho amin'ny "fahatafintoinana." D.H: "Ianareo no nahatonga ny maro tsy hanaraka ny lalàna"
# teo anoloan'ny vahoaka rehetra
Ity sarin-kevitra ity dia midika ny fiahiahian'ny olona amin'ny fitondran-tena ratsin'ny ireo mpisorona.
# nitandrina ny lalako
Eto ny "lalako" dia maneho "faniriana" sy "fitondran-tena." Ireo dia voalaza toy ny zavaztra izay mety ho tandreman'ny olona. D.H: "manaraha ny faniriako amin'ny fomba rehetra tokony hiainanao"
# nampiseho fanavakavahana tamin'ny fampianarana."
fahamoram-penitry ny fitondran-tena ho an'ny olona tianareo sy fahasarotam-penitry ny fitondran-tena ho an'ny olona tsy tianareo"
# nampiseho fanavakavahana
Eto ny fankahasitrahana mahazatra ny olona maro noho ireo hafa dia voalaza toy ny zavatra azo aseho ny hafa. D.H: "ataovy fantan'ny olona fa manakasitraka olona maro ianareo noho ireo hafa"