plt_tn/1ch/06/33.md

20 lines
387 B
Markdown

# Ireto avy ireo
"Ireo dia mpitendry zava-maneno"
# Kehatita
Ity dia anaram-bondrona olona.
# miverina araka ny fotoana
Ity dia manambara fa ny lisitra dia mandeha am-pilaminana hatramin'ny vao haingana indrindra ka hatramin'ny zokiny indrindra.
# Hemana ... Jerohama ... eliela ... Toa ... Zofa ... Mahata
Ireo dia anaran-dehilahy
# Elkana ... Amasia
Ireo dia anaran-dehilahy.