# Ireto avy ireo "Ireo dia mpitendry zava-maneno" # Kehatita Ity dia anaram-bondrona olona. # miverina araka ny fotoana Ity dia manambara fa ny lisitra dia mandeha am-pilaminana hatramin'ny vao haingana indrindra ka hatramin'ny zokiny indrindra. # Hemana ... Jerohama ... eliela ... Toa ... Zofa ... Mahata Ireo dia anaran-dehilahy # Elkana ... Amasia Ireo dia anaran-dehilahy.