plt_tn/1ch/05/18.md

20 lines
585 B
Markdown

# Reobenita
Izany dia manambara ireo olona avy any amin'ny fokon'ny Reobena.
# Gadita
Izany dia manambara ireo olona avy any amin'ny fokon'i Gada.
# efatra arivo sy efatra alina voahofana ho amin'ny ady
miaramila efatra arivo sy efatra alina - "miaramila 44,000"
# izay nitàna ampinga sy sabatra, ary nanenjana ny tsipìka
Ireo miaramila dia faritana ho manam-pahaizana amin'ny ady amin'ny alalan'ny fitaovam-piadiana izay entin'izy ireo. DH : "Nampiofanina mba hiady tsara amin'ny ady izy rehetra."
# Agarita ... Jetora ... Nafisy ... Nodaba
Ireo dia anarana vondron'olona.