# Reobenita Izany dia manambara ireo olona avy any amin'ny fokon'ny Reobena. # Gadita Izany dia manambara ireo olona avy any amin'ny fokon'i Gada. # efatra arivo sy efatra alina voahofana ho amin'ny ady miaramila efatra arivo sy efatra alina - "miaramila 44,000" # izay nitàna ampinga sy sabatra, ary nanenjana ny tsipìka Ireo miaramila dia faritana ho manam-pahaizana amin'ny ady amin'ny alalan'ny fitaovam-piadiana izay entin'izy ireo. DH : "Nampiofanina mba hiady tsara amin'ny ady izy rehetra." # Agarita ... Jetora ... Nafisy ... Nodaba Ireo dia anarana vondron'olona.