plt_tn/1ch/04/09.md

398 B

Jabeza

Anaran-dehilahy ity.

hitaro ny fari-taniko

DH: "omeo tany maro aho"

ny tananao homba ahy

Ireo mety ho dikany dia ny tanan'Andriamanitra dia maneho 1) ny tari-dalany, 2) ny heriny, na 3) ny fiarovany. DH: "tario aho" na "Hambino aho" na "arovy aho." Izany dia afaka adika amin'ny ankapobeny kokoa hoe: "miaraha amiko"

notanterahin' ... ny fiavavany

"natao arakin'ny fivavany"