# Jabeza Anaran-dehilahy ity. # hitaro ny fari-taniko DH: "omeo tany maro aho" # ny tananao homba ahy Ireo mety ho dikany dia ny tanan'Andriamanitra dia maneho 1) ny tari-dalany, 2) ny heriny, na 3) ny fiarovany. DH: "tario aho" na "Hambino aho" na "arovy aho." Izany dia afaka adika amin'ny ankapobeny kokoa hoe: "miaraha amiko" # notanterahin' ... ny fiavavany "natao arakin'ny fivavany"