plt_tn/1ch/03/19.md

501 B

Pedaia ... Simey ... Mesolama ... Ohela ... Berekia ... Hasadia ... Pelatia ... Jisaia ...Rafaia ... Arnana ... Sekania

ireo dia anaran-dehilahy.

Selomita

Ity dia anaram-behivavy.

Obadia

Ity lehilahy ity dia manana anarana mitovy tahaka ny mpaminany Obadia nefa olona samihafa.

ary Arnana, Obadia, sy Sekania no taranaka bebe kokoa

Ny dikan-teny samihafa dia mametraka ireo olona ireo amin'ny fifandraisana samihafa amin'ny tsirairay, satria tsy mazava ny Hebreo momban'izy ireo.