# Pedaia ... Simey ... Mesolama ... Ohela ... Berekia ... Hasadia ... Pelatia ... Jisaia ...Rafaia ... Arnana ... Sekania ireo dia anaran-dehilahy. # Selomita Ity dia anaram-behivavy. # Obadia Ity lehilahy ity dia manana anarana mitovy tahaka ny mpaminany Obadia nefa olona samihafa. # ary Arnana, Obadia, sy Sekania no taranaka bebe kokoa Ny dikan-teny samihafa dia mametraka ireo olona ireo amin'ny fifandraisana samihafa amin'ny tsirairay, satria tsy mazava ny Hebreo momban'izy ireo.