plt_tn/1ch/03/04.md

293 B

Izay nanjakany nandritra ny fito taona sy enim-bolana

Izany dia afaka adika ihany koa toy ny fehezanteny misaraka iray: "Nanjaka fito taona sy enim-bolana teo i Davida."

telo amby telo-polo taona

telo taona - "33 taona"

Amiela ... Simea ... Sobaba ... Natana

Anaran-dehilahy ireo.