# Izay nanjakany nandritra ny fito taona sy enim-bolana Izany dia afaka adika ihany koa toy ny fehezanteny misaraka iray: "Nanjaka fito taona sy enim-bolana teo i Davida." # telo amby telo-polo taona telo taona - "33 taona" # Amiela ... Simea ... Sobaba ... Natana Anaran-dehilahy ireo.