plt_tn/psa/147/006.md

434 B

Manandratra ny ory Yaveh

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh manome voninahitra an'ireo nampahoriana toy ny hoe Izy manandratra azy ireo amin'ny tany. DH: "Manome voninahitra ny ory Yaveh"

mampietry ny ratsy fanahy amin'ny tany

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mahafa-baraka ny ratsy fanahy toy ny hoe Izy manery azy ireo handry amin'ny tany. DH: "mahafa-baraka ny ratsy fanahy Izy"

amin'ny lokanga

"amin'ny fitendrena lokanga"