plt_tn/psa/147/006.md

12 lines
434 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manandratra ny ory Yaveh
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh manome voninahitra an'ireo nampahoriana toy ny hoe Izy manandratra azy ireo amin'ny tany. DH: "Manome voninahitra ny ory Yaveh"
# mampietry ny ratsy fanahy amin'ny tany
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh mahafa-baraka ny ratsy fanahy toy ny hoe Izy manery azy ireo handry amin'ny tany. DH: "mahafa-baraka ny ratsy fanahy Izy"
# amin'ny lokanga
"amin'ny fitendrena lokanga"