plt_tn/psa/102/013.md

728 B

hamindra fo amin'i Ziona

Eto ny "Ziona" dia manondro ny vahoaka izay monina any Ziona. DH: "hamindra fo amin'ny vahokan'i Ziona"

aminy

Manondro an'i Ziona io.

mitàna ireo vato malalany

Ny "vato" dia manondro an'ireo vato izay mandrafitra ny mandan'ny tanàna mialohan'ny hahapotika izany. DH: "mbola tia ny vato izay tanatin'ny mandan'ny tanàna fahiny" (UDB)

ny anaranao

Eto "ny anaranao" dia manondro an'i Yaveh. DH: "Ianao"

hanandratra ny voninahitrao

Hanome voninahitra an'i Yaveh ny olona noho ny voninahiny. Eto Yaveh dia tondroina amin'ny voninahiny. DH: "hanome voninahitra Anao satria be voninahitra Ianao"

hiseho amin'ny voninahiny

"Hiseho ho be voninahitra" na "hahita ny voninahiny ny olona"