# hamindra fo amin'i Ziona Eto ny "Ziona" dia manondro ny vahoaka izay monina any Ziona. DH: "hamindra fo amin'ny vahokan'i Ziona" # aminy Manondro an'i Ziona io. # mitàna ireo vato malalany Ny "vato" dia manondro an'ireo vato izay mandrafitra ny mandan'ny tanàna mialohan'ny hahapotika izany. DH: "mbola tia ny vato izay tanatin'ny mandan'ny tanàna fahiny" (UDB) # ny anaranao Eto "ny anaranao" dia manondro an'i Yaveh. DH: "Ianao" # hanandratra ny voninahitrao Hanome voninahitra an'i Yaveh ny olona noho ny voninahiny. Eto Yaveh dia tondroina amin'ny voninahiny. DH: "hanome voninahitra Anao satria be voninahitra Ianao" # hiseho amin'ny voninahiny "Hiseho ho be voninahitra" na "hahita ny voninahiny ny olona"