forked from WA-Catalog/plt_tn
478 B
478 B
ny vazan-tany rehetra ... tany rehetra
Ireo dia sarinteny ho an'ny vahoakan'ny tany. DH: "olona manerana ny tany rehetra ... olona rehetra ambonin'ny tany"
hahita ny fandresen'Andriamanitsika
Ny anarana "fandresena" dia azo adika ho "mandresy." DH: "hahita ny Andriamanitsika mandresy ireo fahavalony"
Velomy ny hira
"atombohy tampoka ny hiram-pifaliana"
mihirà fifaliana
"mihirà satria faly ianareo"
mihirà fiderana
"mihirà fiderana ho an'Andriamanitra"