# ny vazan-tany rehetra ... tany rehetra Ireo dia sarinteny ho an'ny vahoakan'ny tany. DH: "olona manerana ny tany rehetra ... olona rehetra ambonin'ny tany" # hahita ny fandresen'Andriamanitsika Ny anarana "fandresena" dia azo adika ho "mandresy." DH: "hahita ny Andriamanitsika mandresy ireo fahavalony" # Velomy ny hira "atombohy tampoka ny hiram-pifaliana" # mihirà fifaliana "mihirà satria faly ianareo" # mihirà fiderana "mihirà fiderana ho an'Andriamanitra"