plt_tn/psa/090/009.md

20 lines
480 B
Markdown

# Ny fiainanay dia dify ao ambany fahatezeranao
Ny teny "satria dia azo ampiasaina hanazavana fa mametra ny fiainan'ny olombelona ny fahatezeran'Andriamanitra. DH: "Tonga amin'ny fiafarana ny fiainanay noho ny fahatezeranao"
# toy ny sento
Ny mpanoratra mampitaha ny fiainan'olombelona amin'ny sento mba hanamafisana fa tena fohy ny fiainana.
# Fitopolo
"70"
# valopolo
"80"
# manidina izahay
Izany no fomba tsara ilazana ny olona andalam-pahafatesana. DH: "maty izahay"