plt_tn/psa/090/009.md

480 B

Ny fiainanay dia dify ao ambany fahatezeranao

Ny teny "satria dia azo ampiasaina hanazavana fa mametra ny fiainan'ny olombelona ny fahatezeran'Andriamanitra. DH: "Tonga amin'ny fiafarana ny fiainanay noho ny fahatezeranao"

toy ny sento

Ny mpanoratra mampitaha ny fiainan'olombelona amin'ny sento mba hanamafisana fa tena fohy ny fiainana.

Fitopolo

"70"

valopolo

"80"

manidina izahay

Izany no fomba tsara ilazana ny olona andalam-pahafatesana. DH: "maty izahay"