forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.0 KiB
Markdown
24 lines
1.0 KiB
Markdown
# Olona iza no maniry fiainana sy tia andro maro, mba hahitany soa?
|
|
|
|
Ny valinteny tsy dia mazava amin'ity fanontaniana ity dia "ny olona rehetra." Ity fanontaniana fampisainana ity dia dia azo adika ho fanambarana. DH: "Ny olona rehetra dia maniry fiainana ary maniry hiaina andro marosy hanana fiainana mamy"
|
|
|
|
# ambeno amin'ny ratsy ny lelanao ... ambeno amin'ny filazana lainga ny molotrao
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia manondro zavatra mitovy ary lazaina amina fomba samihafa mba hanamafisana ny maha zava-dehibe izany.
|
|
|
|
# Koa ambeno amin'ny ratsy ny lelanao
|
|
|
|
Eto ny "lela" dia manondro ilay olona manontolo. DH: "Noho izany, dia aza miteny ratsy"
|
|
|
|
# ambeno amin'ny filazana lainga ny molotrao
|
|
|
|
Eto ny "molotra" dia manondro ilay olona miteny. DH: "aza milaza lainga"
|
|
|
|
# Halaviro ny ratsy
|
|
|
|
Eto ny "Hanalavitra" dia sarinteny ho amin'ny fialàna ny ratsy. DH: "Aza manaiky hanao ratsy" (UDB)
|
|
|
|
# Mitadiava fihavanana
|
|
|
|
Eto ny "mitadiava" dia midika ho miraharaha fihavanana. DH: "Miezaka mafy hiaina amim-piadanana amin'ny olon-kafa"
|