forked from WA-Catalog/plt_tn
453 B
453 B
endrey ny halehiben'ny anaranao eo amin'ny tany rehetra
Amin'ity fehezanteny mampiseho hatairana ity, Davida mampiseho ny hafaliany sy talanjona amin'ny halehiben'Andriamanitra. DH: "mahafinaritra mahatalanjona ny anaranao amin'ny tany rehetra" na "ny olombelona rehetra amin'ny tany mahalala fa mahafinaritra Ianao"
ny anaranao
Ny "anaran'" Andriamanitra dia maneho Azy na ny lazany. DH: "ny lazanao"
hatsarana
"tsara dia tsara" na "lehibe"