plt_tn/psa/008/009.md

12 lines
453 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# endrey ny halehiben'ny anaranao eo amin'ny tany rehetra
Amin'ity fehezanteny mampiseho hatairana ity, Davida mampiseho ny hafaliany sy talanjona amin'ny halehiben'Andriamanitra. DH: "mahafinaritra mahatalanjona ny anaranao amin'ny tany rehetra" na "ny olombelona rehetra amin'ny tany mahalala fa mahafinaritra Ianao"
# ny anaranao
Ny "anaran'" Andriamanitra dia maneho Azy na ny lazany. DH: "ny lazanao"
# hatsarana
"tsara dia tsara" na "lehibe"