plt_tn/luk/02/39.md

20 lines
586 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Maria, Josefa, ary Jesosy dia nandao ny tanànan'i Betlehema ary niverina tany amin'ny tanàn-dehiben'i Nazareta ho an'ny fahazazany.
# nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo
DH: "izay notakian'ny lalàn'ny Tompo azy ireo ho atao"
# ny tanànan'izy ireo any Nazareta
Ity fehezanteny ity dia midika fa nipetraka tany Nazareta izy ireo.
# nitombo fahendrena
"lasa hendry kokoa" na "nianatra ny atao hoe fahendrena"
# ny fahasoavan'Andriamanitra dia tao aminy
"nitahy ahy ny Tompo" na "Andriamanitra dia niaraka taminy tamin'ny fomba miavaka"