# Fampifandraisana ny foto-kevitra Maria, Josefa, ary Jesosy dia nandao ny tanànan'i Betlehema ary niverina tany amin'ny tanàn-dehiben'i Nazareta ho an'ny fahazazany. # nasaina nataony araka ny lalàn'ny Tompo DH: "izay notakian'ny lalàn'ny Tompo azy ireo ho atao" # ny tanànan'izy ireo any Nazareta Ity fehezanteny ity dia midika fa nipetraka tany Nazareta izy ireo. # nitombo fahendrena "lasa hendry kokoa" na "nianatra ny atao hoe fahendrena" # ny fahasoavan'Andriamanitra dia tao aminy "nitahy ahy ny Tompo" na "Andriamanitra dia niaraka taminy tamin'ny fomba miavaka"