plt_tn/jdg/05/09.md

674 B

Ny foko mankasitraka ny mpanapaka ny Israely

Eto ny teny hoe "fo" dia midika fihetsem-pon'olona iray. Ny andian-teny hoe "Ny foko mankasitraka ny" dia fomba ilazana fa nahatsapa fankasitrahana i Debora. DH: "Nankasitrahako ireo mpanapaka ny Israely"

ianareo izay mitaingina ampondra fotsy... ianareo izay mandeha amin'ny lalana.

Izany fifanoherana izany dia entina ilazana ireo mpanankarena sy mahantra. DH: "ianareo mpanankarena izay mitaingina ampondra fotsy ... ianareo mahantra izay mandeha amin'ny lalana"

mipetraka eo amin'ny lamba ka mamehy lasely

Lamba atao lasely ao an-damosin'ny ampondra mba hahazoan'ny mpitaingina aina kokoa rehefa eo ambonin'izany.