forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
674 B
Markdown
12 lines
674 B
Markdown
|
# Ny foko mankasitraka ny mpanapaka ny Israely
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "fo" dia midika fihetsem-pon'olona iray. Ny andian-teny hoe "Ny foko mankasitraka ny" dia fomba ilazana fa nahatsapa fankasitrahana i Debora. DH: "Nankasitrahako ireo mpanapaka ny Israely"
|
||
|
|
||
|
# ianareo izay mitaingina ampondra fotsy... ianareo izay mandeha amin'ny lalana.
|
||
|
|
||
|
Izany fifanoherana izany dia entina ilazana ireo mpanankarena sy mahantra. DH: "ianareo mpanankarena izay mitaingina ampondra fotsy ... ianareo mahantra izay mandeha amin'ny lalana"
|
||
|
|
||
|
# mipetraka eo amin'ny lamba ka mamehy lasely
|
||
|
|
||
|
Lamba atao lasely ao an-damosin'ny ampondra mba hahazoan'ny mpitaingina aina kokoa rehefa eo ambonin'izany.
|