plt_tn/jdg/03/15.md

479 B

niantso mafy an'i Yaveh

Eto izany dia midika hoe mihiaka na miresaka amin'ny feo avo amin'ny olona avy eny lavitra. Afaka adika ihany koa hoe miantso vonjy amin'ny olona, indrindra fa amin'Andriamanitra.

nanandratra olona

Ny fanendren'i Yaveh olona hanao ny fanompoana manokana ho Azy dia resahina toy ny hoe nanandratra na nampijoro olona Izy.

Ehoda ... Gera

Anaran'dehilahy ireo

lehilahy kavia

Kinga kokoa i Ehoda amin'ny fitànana sabatra amin'ny tanana havia.