# niantso mafy an'i Yaveh Eto izany dia midika hoe mihiaka na miresaka amin'ny feo avo amin'ny olona avy eny lavitra. Afaka adika ihany koa hoe miantso vonjy amin'ny olona, indrindra fa amin'Andriamanitra. # nanandratra olona Ny fanendren'i Yaveh olona hanao ny fanompoana manokana ho Azy dia resahina toy ny hoe nanandratra na nampijoro olona Izy. # Ehoda ... Gera Anaran'dehilahy ireo # lehilahy kavia Kinga kokoa i Ehoda amin'ny fitànana sabatra amin'ny tanana havia.